txy_mat_text_reg/10/37.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 37 Zay tia gny rany dre gny reniny mihoasy Anahy dra sy mendriky Anahy; dra ze tia gny zanadahiny dre zanakapelany mihoasy anahy dra sy mendriky Anahy.\v 38 Ze sy manday gny hazofizaliany dra magnaraky anahy dra sy mendrky Anahy.\v 39 Ze mamozy gny gnainy dra hahalevo zay.Fa ze mahalevo gnainy noho gny aminahy dra hahita anizay.