txy_mat_text_reg/09/32.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 32 Dra raha nandeha reo ro lahy, dra indro, nisy lelahy moana nipetrarany devoly nandesy teo amin'i Jesosy.\v 33 Dra gny fa vaboaky gny devoly, dra nizaka gny lelahy moana. latsa gny vahoaky dra nizaka ho:'Sy bo fahita hatrizay tamin'Israely zao!''\v 34 Fa hoy reo fariseo ho:''Tamigny fanapahan'ireo devoly gny namoahany reo devoly.''