txy_mat_text_reg/09/18.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 18 Raha bo nizaka reo raha reo tamin'ereo Jesosy , dra indro, nisy manam-pahefana raiky avy dra nandohaliky teo aminazy. Mizaka izy ho: ''Maty amizao gny zanakapelako, fa avia dra apetraho eo aminazy gny tagnanao, dra ho velo izy.''\v 19 Laha teo nisanga Jesosy dra nagnaraky anazy, dra nanao manahaky anizay koa reo mpianany.