txy_mat_text_reg/08/26.txt

1 line
317 B
Plaintext

\v 26 Hoy Jesosy tamin'ereo ho:''Nanao akory andrareo gny matahosy, ry masaiky finoa?''Dra nisanga Izy laha teo dra nizaka fatrasy gny sioky vo gny ranomasy. Dra nisy fizanogna laha teo.\v 27 Latsa (gaga) reo lelahy dra nizaka ho:''Fa karaza lelahy ino tiho, fa dre dra gny sioky vo gny ranomasy aza magneky anazy ?''