txy_mat_text_reg/08/16.txt

1 line
319 B
Plaintext

\v 16 Fa gny avy gny hariva, dra maro reo nifehezy gny devoly nandesin'olo teo amin'i Jesosy. Nandroaky reo fagnahy taminy tegny Izy dra nagnasitra an'ireo iaby ze narary.\v 17 Manahaky anizay gny nahatateraky ze nambara tamin'Isaia paminany, nanao ho:''Izy vatany nangalaky gny faharariasika vo ninday reo aretisika.''