txy_mat_text_reg/02/09.txt

1 line
255 B
Plaintext

\v 9 Tafany naharezan'ereo gny pazaka, dra nandeha tamy lalany ereo, dra gny vasia zay hitan'ereo tegny asignana gny nialoha anazy reo mandra-pizanony teo agn'abo gny toera nisy gny zaza. \v 10 Fa gny nahita gny vasia ereo , dra nifaly tamim-pifaliam-be.