txy_mat_text_reg/02/04.txt

1 line
412 B
Plaintext

\v 4 Nandesin'i Heroda niaraky gny lohagny pisoro iaby vo gny panora-dalana gny olo, dra nagnontany anazy ereo ho: ''Eza gny hahaterahan'i Kristy? ''\v 5 Nizaka taminazy ereo ho: ''Ao Betleheman'i Jodia, fa izao gny voasorasy gny paminany ho:\v 6 'Fa ianao, Betlehema, agny amy taniny Joda, dra sy masaiky indrandra amin'ereo pinday an'i Joda, fa laha taminao gny hahaviany pazaka zay hiamby gny oloko Israely.''