txy_mat_text_reg/17/24.txt

1 line
475 B
Plaintext

\v 24 Gny fa avy tagny Kaperinomy ereo,dra nagneo amin'i Petera gny lelahy ze namory gny hetra asasaky gny sekely dra nizaka ho:''Sy mandoa gny hetra asasaky gny sekely se gny mpampianasindrareo?''\v 25 Ho izy ho:''Eka .''Fa gny nilisy tao an-tragno Petera,dra Jesosy aloha gny nirezaky taminazy dra nanao ho:''Ino gny eriserisinao,ry Simona?Reo pzaka eta an-tany,aby amin'iza gny andraisan'ereo hetra dre hitran'olo? Laha tamin'ereo vahoakany se sa laha tamin'ereo vahiny?''