txy_mat_text_reg/13/27.txt

1 line
308 B
Plaintext

\v 27 Niavy reo mpanompony Topon-tany dra nizaka taminazy ho:'Topoko,sy namafy tegnany soa tao amy tanimbolinao se ianao? Nanao akory izy amizao gny misy tegna-simparofary?'\v 28 Ho izy tamin'ereo ho:'Nisy fahavalo nanao anizay.'Hoy gny mpanompo taminazy ho:'Tianao se gny handehananay magnombosy anazy reo?'