txy_mat_text_reg/04/14.txt

1 line
364 B
Plaintext

\v 14 Zay gny niseho ba hahatateraky ze nizakan'Isaia paminany ho:\v 15'' Gny tanin'i Zebolona vo gny tanin'i Naftaly , nangnagny amy ranomasy, agny andafin'i Jordana, Galilia an'ereo zetilisa! \v 16 Reo olo nipetraky tamy mezy dra nahita fahazava lahibe, dra reo ze nipetraky tamy farisy vo gny aloky gny fahafatesa, dra teo amin'ereo gny niposaha gny fahazava.''