txy_mat_text_reg/04/12.txt

1 line
231 B
Plaintext

\v 12 Dra nogny ren'i Jesosy fa voasambosy Jaona, dra nihery nagnagny Galilia izy. \v 13 Nagnenga an'i Nazareta izy dra nandeha nipetraky tao Kapernaomy, zay eo andafin-dranomasin'i Galilia, ao amy zara-tanin'i Zebolona vo Naftaly.