txy_mat_text_reg/13/10.txt

1 line
403 B
Plaintext

\v 10 Tamy reo mpianasy dra nizaka an'i Jesosy ho:''Manao akory anao gny miresaky amin'ireo vahoaky amy alalany fagnohara?''\v 11 Namaly Jesosy dra nizaka anazy reo ho:''Andrareo gny nome tombony hahafasy raha-mivony amy fazaka gny lagnisy reo,fa ho anazy reo dra sy nome anizay.\v 12 Satria dre iza dre iza mana,dra ho be avo gny home.Fa dre iza dre iza koa sy mana,dre ze hanagnany avo ho ala aminazy.