\v 41 Dra raha bo niara-nivondro reo Fariseo,dra nametra-panotania anazy reo Jesosy.\v 42 Ho Izy ho:''Ino gny eriserindrareo momban'i Kristy?Zanadahin'i Izy?''Nizaka taminazy reo ho:''zanak'i Daviada.''