\v 10 Nagniraky dra nanapaky gny lohan'i Jaona tao an-tragnomezy izy.\v 11 Laha teo nandesiny tamy finga gny lohany dra nomeny gny zazapela dra nandesiny teo aminy gny reniny zay.\v 12 Laha teo dra avy gny mpianany,nangalaky gny faty,dra nandevy anizay. Tafaran'izay,dra nandeha ereo dra nizaka tamin'i Jesosy.