\v 41 Manahaky anizay reo lehiben'gny pisoro nikizaky Anazy,niaraky tamin'ereo panora-dalana vo gny loholo,dra nizaka hô:\v 42''Nagnavosy reo hafa Izy fa sy afaky magnavosy gny vatany.Izy gny pazakan'Israely.Angao Izy hizoso egny amin'gny hazofizalia,dra hino Anazy isika.