\v 11 Hoy Jesosy tamin'ereo ho:''Olo iza amindrareo eo, iza,raha agn'ondry raiky avo gny anagnany,dra raha lasaky agnaty lavaky laliky gny agn'ondry amy Sabata,gny sy hanambosy anazy dra sy hampiakasy anazy?\v 12 Sy manan-daza mihoasy lavisy ,se, gny olo noho gny agn'ondry! Dra noho zay dra mety gny manao soa amy andro Sabata.''