\v 21 Tamin'izay fotoa zay Jesosy nanomboky nizaka reo mpianany fa sy maisy ho agny Jerosalema Izy,hizaka fizalia maro eo an-tananigny loholo vo gny loha gny mpisoro dra reo mpanora-dalana,ho vono,vo hasanga draiky amy andro fahatelo.\v 22 Laha teo Petera nangalaky Anazy dra nizaka fatrasy Anazhy,manao ho:'Ho lavisy anao seky zay,ry Topo;sy hisanga aminao mihisy se zay.''\v 23 Fa Jesosy nitoliky dra nizaka tamin'i Petera ho:''Miala agny andamosiko,ry Satana!Anao dra fanafitohy ho anahy,noho anao sy miraharaha reo rahan'Agnahary,fa reo rahanign'olo.''