auto save

This commit is contained in:
Tanosy-001 2022-01-27 18:25:37 +01:00 committed by root
parent 7d42a394d7
commit d2965685a0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 Laha teo gny miaramilan'gny gevernora nangalaky an'i Jesosy hangao an-dapa dra namory gny vondro miaramila aby.\v 28 Nangalaky gny ankazony ereo dra nampanao akazo jaky Anazy.\v 29 Nanamboasy satro-boninahisy tsilo ereo dra napetany zay teo an-dohany,dra napetraky tehina teo amin'gny tagnany ankavana. Nandohaliky teo anatrehany ereo dra nakizaky Anazy,nanao ho:''Arahaba,ry pazakan'i Jiosy!''
\v 27 Laha teo gny miaramilan'gny gevernora nangalaky an'i Jesosy hangao an-dapa dra namory gny vondro miaramila aby.\v 28 Nangalaky gny ankazony ereo dra nampanao akazo jaky Anazy.\v 29 Nanamboasy satro-boninahisy tsilo ereo dra napetany zay teo an-dohany,dra napetraky tehina teo amin'gny tagnany ankavana. Nandohaliky teo anatrehany ereo dra nakizaky Anazy,nanao hô:''Arahaba,ry pazakan'i Jiosy!''