auto save

This commit is contained in:
Tanosy-001 2022-01-27 18:25:37 +01:00 committed by root
parent 457db39fc6
commit a8ab162afa
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 59 Dra gny lahiben'gny pisoro vo reo Synedriona aby dra nitalia anova anazy sy mary manohisy an'i Jesosy, ba mety ahafahan'ereo mamono Anazy. \v 60 Sy nahita dre ino dre ino ereo,dre dra nisy pijoro vavolombelo maro sy mary avy avo teo.Dra masaiky laha teo dra nisy ro avy nagnato teo \v 61 dra nizaka ho:''Io lelahy io dra nizaka ho:'Afaky mandrava gny fengonan'Agnahary Zaho dra mananga anizay draiky afaky telo andro.'''
\v 59 Dra gny lahiben'gny pisoro vô ereo Synedriona aby dra nitalia anova anazy sy mary manohisy an'i Jesosy, ba mety ahafahan'ereo mamono Anazy. \v 60 Sy nahita dre ino dre ino ereo,dre dra nisy pijoro vavolombelo maro sy mary avy avo teo.Dra masaiky laha teo dra nisy ro avy nagnato teo \v 61 dra nizaka hô:''Io lelahy io dra nizaka hô:'Afaky mandrava gny fengonan'Agnahary Zaho dra mananga anizay draiky afaky telo andro.'''