\v 19 Homeko andrareo gny fangalahilinigny fazaka gny lagnisy.Dre ino dre ino fehizinao eto agn'abony tany dra ho fehezy agny an-dagnisy, dre ino dre ino vahanao etiho an-tany dra ho vaha agny an-dagnisy.''\v 20 Laha teo Jesosy nandidy reo mpianasy fa izy reo dra sy tokony hizaka amin'iza dre iza fa Izy gny kristy.