2022-01-14 10:49:37 +00:00
|
|
|
\v 6 Dra Jesosy gny fa tao Betania tao an-tragnon'i Simona boka,\v 7 raha nipetraky nihina teo amin'gny latabasy,dra nisy ampela raiky nana botela alabastara feno menaky lafo vily nagnato Anazy,dra nandraraky anizay tamin'gny lohany.\v 8 Fa gny hitan'ereo pianany zay,dra ory ereo dra nanao ho:''Ino gny aton'izao fandania zao?\v 9 Afaky navily sarosy dra nome reo mizaky io.''
|