|
\v 20Fa handrareo, ry malala, mioregna soa eo amigny finoandrareo masy indrindra, dra mivavaha amigny fagnahy Masy. \v 21Mitoera handrareo ao amigny fitiavan'Agnahary, dra ligniso gny famindra-pon'i Jesosy Kristy Toposika ze minday anao ho amigny fiegna mandrakizay. |