txy_jud_text_reg/01/12.txt

1 line
345 B
Plaintext

\v 12Reo dra gny olo ze harambato mivony ao amigny sakafo-pitiavandrareo. Mihina a-pahamegnara, mamisy gny vatan'ereo avo. Ereo dra raho sy misy tegnany_ indro maty, niala fakany. \v 13Ereo dra ozan-dranomasy mahery mitopatopa mamorivory gny fahamegnaran'ereo. Kitana mirenireny ereo, dra voatahiry ho anazy mandrakizay gny fahametisanigny mezy.