txy_jos_text_udb/08/01.txt

1 line
437 B
Plaintext

\v 1Hoy i Yaveh tamin'i Josoa: "Ka matahosy; ka kivy. Andeso mindray aminao gny vahoaky pialy aby. Mandehana miakasy agny Ay. Ingo, fa natolosy eo apelatagnanao gny pazakanigny Ay, gny vahoaky, gny tanany, vo gny taniny. \v 2Atovy manahakigny nanovandrareo anigny Jeriko vo gny pazakany gny hanovanan'ireo anigny Ay vo gny pazakanay, saingy halandrareo ho andrareo gny babo vo gny biby teza. Anobeo panafiky mivony ao ambaliky gny tana."