txy_jos_text_udb/07/24.txt

1 line
286 B
Plaintext

\v 24Boak'eo Josoa, vo gny Israely aby nindray taminazy, nangalaky an'i Akana zanadahin'i Zera, vo gny volafosy, gny akazo lava, gny azam-bolamena, reo zanadahiny vo zanakapelany, reo agnombiny, gny lainy, dra ze nanagnany aby, dra nandesiny nindray tagny aminigny havoan'i Akora ereo.