txy_jos_text_udb/07/13.txt

1 line
346 B
Plaintext

\v 13Misangana! Hamasigno aminahy gny olo dra zakao ereo ho: 'Hamasigno ho anigny maray gny vatandrareo. Akory Yaveh, gny Zagnaharin'Israely nanao anizahoky ho: "Misy reo raha ze natoka ho potehy bo eo amindrareo, ry Israely. Sy afaky misanga hanohisy reo fahavalondrareo handrareo raha sy manala eo amindrareo reo raha aby ze natoka ho potehy."