txy_jos_text_udb/08/30.txt

1 line
541 B
Plaintext

\v 30Boak'eo i Josoa namboasy alitara ho an'i Yaveh, gny Zagnaharin'Israely, tao atendrombohis'i Ebala, \v 31araky gny nandidian'i Mosesy panopon'i Yaveh gny vahoakin'i Israely, araky gny fa voasorasy tao aminigny bokinigny lalan'i Mosesy ho: "Alitara raiky honigny vato voavoasy, ze sy nisy na iza na iza napiasa fitova, vy tamizay." Nanolosy soro oroa ho an'i Yaveh teo agnabo alitara izy, dra nanao soro-pihavana ereo. \v 32Teo, agnatrehanigny vahoakin'Israely, dra nanorasy gny dika mitovy taminigny lalan'i Mosesy teo aminigny vato izy.