txy_jos_text_udb/11/21.txt

1 line
345 B
Plaintext

\v 21Boak'eo avy Josoa tamizay fota zay dra nipotehiny i Anakima. Nataony tagny aminigny tany havoa , tagny Hebrona, Dedira, Anaba, dra reo tany havoan'i Joda aby zay, sy tagny aminigny tany havoan'Israely aby. Nipotehin'i Josoa tateraky ereo vo reo tana. \v 22Sy nisy Anakita tavela teo aminigny tani'Israely akoasy an'i Gaza, Gata, dra Asdoda.