txy_jos_text_udb/11/16.txt

1 line
456 B
Plaintext

\v 16 Nalan'i Josoa avokoa zay tany aby zay, gny tany havoa, Negeva raiky manotolo, gny tanin'i Gesena raiky manotolo, reo lemaky amorosiraky, lohasakanigny Renirano Jordana, gny tany havoan'Israely, dra reo tany lemaky. \v 17Hatragny aminigny tendrombohisy Halaka agnilan'i Edoma, vo nagnavarasy lavisy toa an'i Bala-gada tagny aminigny lohasaka agnilan'i Libanona ambaninigny tendrambohisy Hermona, dra nisamboriny avokoa gny pazakan'ereo dra nivonony.