txy_jos_text_udb/11/01.txt

1 line
675 B
Plaintext

\v 1Gny fa ren'i Jabina, pazakan'i Hazora zay, dra nandefa hafasy ho an'i Jo baba, pazakan'i Madona, vo gny pazakan'i Simrona, dra gny pazakan'i Aksafa izy. \v 2Nalefany tagny amireo pazaka ze agny aminigny tany havoa avarasy, vo tagny aminigny lohasaka aminigny reniranon'i Jordana agny asimon'i Kinerota, vo tagny aminigny tany lemaky, dra tagny aminigny tany havoan'i Dora magnagny andrefan'avo koa gnolon'aby. \v 3Nandefa hafasy tagny amireo Kananita magnagny asignana vo andrefa, vo tagny amireo Amorita, reo Hetita, reo Perizita, reo Jebosita agny aminigny tany havoa, vo tagny amireo Hivita agny aminigny tendrombohisy Hermona agny aminigny zakan'i Mizpa avo koa izy.