txy_jos_text_udb/09/26.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 26Dra izao gny nataon'i Josoa hoanereo: nalany sy ho eo ambany fifehezanigny vahoakin'Israely. \v 27Nataon'i Josoa panapaky hazo vo pasaka rano ho anigny fiarahamony, vo ho anigny alitaran'i Yaveh reo Gibeonita tamin'io andro io, mandrak'androany, eo aminigny toera ze safidin'i Yaveh.