txy_jos_text_udb/09/22.txt

1 line
325 B
Plaintext

\v 22Nitoka anereo Josoa dra nizaka ho: "Nagnino handrareo gny namitaky anay dra nizaka nanao anizahoky ho: 'Tena lavisy andrareo zahay,' nefa handrareo monin'eto aminay? \v 23Amizao, naho izay, dra voaozo handrareo dra gny ilany amindrareo dra ho andevo avo, ireo ze manapaky hazo vo masaka rano ho anigny tragnon'agnahary."