txy_jos_text_udb/07/19.txt

1 line
590 B
Plaintext

\v 19Dra hoy Josoa tamin'i Akana ho: "Ry zanadahiko, zakao eo agnatrehan'i Yaveh, gny Zagnaharin' Israely gny mary, dra omeo anazy gny fiai-kelokao. Ba zakao anahy re ze nataonao. Ka avony aminahy zay." \v 20Namaly an'i Josoa i Akana ho: "Mary vatany, fa nanota tamin'i Yaveh, gny zagnaharin'i Israely zaho. Zao gny nataoko: \v 21Gny fa nahita akazo lava soa tarehy teo amireo raha babo boak'ao Babilona, vo volafosy rozato sekely, dra azam-bolamena milaza dimapolo sekely zaho, dra nagniry vo dra nangalaky. Ao agnevonigny laiko ao agnaty tany reo gny navony, dra ao ambaninigny volafosy."