txy_jos_text_udb/09/06.txt

1 line
467 B
Plaintext

\v 6Dra nandeha tagny amn'i Josoa tagny atoby tagny Gilgala ere dra nizaka taminazy vo tamireo lelahin'Israely ho: " Fa nandeha boak'agny aminigny firenena tena lavisy zahay, dra amizao manova fifagneke aminay." \v 7Hoy reo lelahin'Israely tamireo Hivita ho: "Angamba handrareo many mariny anay avo. Hataonay akory gny hanao fifagneke amindrareo?" \v 8Hoy ereo tamin'i Josoa: "Panoponao zahay." Josoa namaly anereo ho: "Fa iza handrareo? Boak'eza gny nahaviandrareo?"