txy_jos_text_udb/09/01.txt

1 line
283 B
Plaintext

\v 1Dra reo pazaka aby ze niay tagny andafinigny Jordana tagny aminigny tany havoa, vo tagny amireo lemaky amoron'dranomasiny Ranomasy lahibe tandrifin'i Libanona___reo Hitita, reo Jebosita___ \v 2reo dra niray hina ho eo ambany fifeheza raiky, ba hanangana aly amin'i Josoa Israely.