\v 10Nifoha maray i Josoa dra nagnoma reo miaramilany, Josoa vo reo loholon'Israely, dra nanafiky reo vahoak'i Ay ereo. \v 11Niakasy reo lelahy pialy aby ze nindray taminazy dra nagnato gny tana. Avy nagnariny gny tana ereo dra nitohy teo avaras'i Ay. Dra nisy lohasaka raiky gny magnelagnela anereo vo i Ay. \v 12Nangalaky lelahy teo aminigny dimy arivo teo izy dra nandeha anereo tao amigny fivonia andrefanigny tana teo agnelagnelanigny betela vo i Ay.