\v 13Misangana! Hamasigno aminahy gny olo dra zakao ereo ho: 'Hamasigno ho anigny maray gny vatandrareo. Akory Yaveh, gny Zagnaharin'Israely nanao anizahoky ho: "Misy reo raha ze natoka ho potehy bo eo amindrareo, ry Israely. Sy afaky misanga hanohisy reo