txy_jos_text_udb/07/04.txt

1 line
352 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-04-09 08:14:12 +00:00
\v 4Ko teo ho eo aminigny lelahy teloarivo gny niakasy boak'amireo tafiky' fa nisoaky gny lelahin'i Ay ereo. \v 5Reo lelahin'i Ay dra nahafaty teo amigny eninambitelopolo lahy teo aby nagnitriky anereo hatreo aminigny teorany famoteha vato, dra nivononereo tegny apizosoa gny havoa reo. Natahosy gny fon'ireo vahoaky dra niala tamin'ereo gny heri-pony.