\v 8Nialy tamigny tanan'i Jerosalema reo lelahin'i Joda lela-sabasy ereo dra nagnoro gny tana. \v 9Tafaran'izay, nazoso hialy amireo Kananita ze nitoby, tagny amigny tany havoa, tany Negeva, vo tagny andrefanigny tendrombohisy mitandava reo lelahy