txy_jdg_text_udb/01/14.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 14Sy ela dra avy tagny amin'i Otniela i Aksa, dra nandrisiky anazy hangataky amigny babany hagnome saka raiky anazy izy. Raha niala tamigny apondrany izy, dra nagnotany anazy Kaleba ho: "Ino gny azoko atao anao?" \v 15Dra hoy izy taminazy: "Ameo so-drano zaho. Akory fa namenao anahy gny tany Negeva, dra ameo loharano avo koa zaho." Dra namen'i Kaleba anazy gny loharano agnabovo gny loharano ambany.