txy_jdg_text_udb/01/08.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 8Nialy tamigny tanan'i Jerosalema reo lelahin'i Joda lela-sabasy ereo dra nagnoro gny tana. \v 9Tafaran'izay, nazoso hialy amireo Kananita ze nitoby, tagny amigny tany havoa, tany Negeva, vo tagny andrefanigny tendrombohisy mitandava reo lelahin'i Joda. \v 10Nandroso nanohisy reo Kananita ze nipetraky tagny Hebrona i Joda (gny agnaran'i Hebrona teo aloha dra i Kiriata Arba), dra nandresy an'i Sesay, Ahimana, dra Talmay ereo.