auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2021-05-31 15:15:40 +02:00 committed by root
parent 1374acff02
commit 7d843fdc84
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12Hoy i Samsona tamin'izy reo ho: ''Angao zaho anio hizaka akamatasy amindrareo. Gny misy raiky amindrareo mahita zay dra mizaka aminahy gny valiny mandrisy gny fito andro fanasa, dra homeko rongony fosy madiniky telopolo vo akazo fi \v 12Hoy i Samsona tamin'izy reo ho: ''Angao zaho anio hizaka akamatasy amindrareo. Gny misy raiky amindrareo mahita zay dra mizaka aminahy gny valiny mandrisy gny fito andro fanasa, dra homeko rongony fosy madiniky telopolo vo akazo fisolo telopolo. \v 13Fa gny sy mahazaka aminahy gny valiny handrareo, dra homendrareo rongony fosy madiniky vo akazo fisolo telopolo isa zaho.'' Hoy izy reo taminazy ho: ''zakao anay gny akamatasao, ba hahafahanay mandre izay.''