txy_jdg_text_reg/05/29.txt

1 line
316 B
Plaintext

\v 29Namaly gny hahare fatrasy tamigny andriambaviny, dra izy vatany avo gny namaly anazy ho: \v 30"Sy fa nahita vo nizara gny babo ra ereo? Apela raiky, na apela ro ho anigny isan-day; fanola lamba mena ho an'i Sisera, fanola lamba mena misy peta-kofehy, lamba mena ro misy peta-kofehy ho eo am-bozon'ireo nandoba?'