txy_jdg_text_reg/06/19.txt

1 line
477 B
Plaintext

\v 19Dra lasa i Gideona dra nagnoma zanak'osy dra avy tamigny lafariny eranigny efaha gny nanovany mofo sy misy masirasira. Nataony tao agnaty taty gny hena, dra nataony tao agnaty vilagny gny rano dra nandesiny teo aminazy teo ambaninigny hazo terebita, dra nasehony anereo. \v 20Hoy gny azelin'Agnahary taminazy: "Takaro gny hena vo gny mofo sy misy masirasira dra apetraho eo agnabonity vatolapy tihoky reo, dra araraho ho eo amireo gny rony." Dra izay gny nataon'i Gideona.