txy_jdg_text_reg/09/05.txt

1 line
394 B
Plaintext

\v 5Nagnagny atragnonigny babany tagny Ofra i Abimeleka, dra nivonony teo amboninigny vato raiky reo rahalahiny fitopolo, dra reo zanak'i Jerobala. Jotama gny sisa tavela, dra gny zanak'i Jerobala faralahy, akory nivony izy. \v 6Nindray tomboky gny pitarik'i Sekema vo Beta-milo aby dra nandeha dra nanao an'i Abimeleka ho pazaka, teo agnilanigny hazo terebita agnilanigny andry ze agny SEkema.