txy_jdg_text_reg/11/34.txt

1 line
454 B
Plaintext

\v 34 Laha tao an-tragnony tagny Mizpa i Jafta, dra niboaky laha tao gny zanakapelany ba hisena anazy amy apongatapaky vo sizaky. Izy raiky gny avo gny zanany, dra ankoasy anazy dra sy nana zanadahy va ampela izy.\v 35 Vatany vao hitany izy, dra nitriatriny gny akazony dra hoy izy ho:''Ry zanakapelako! Nizakazakanao tamy alahelo zaho, dra ianao gny lasa mampahory anahy!Satria nanao fianiana tamin'i Yaveh zaho, dra sy afaky mihery amy fampanatenako.''