txy_jdg_text_reg/11/26.txt

1 line
549 B
Plaintext

\v 26 Fa gny nipetraky nandrisy gny telozato tao tagny Hesbona vo reo zana-bohiny i Osraely, dra tagny Aroera vo reo zana-bohiny, vo tagny amin'ireo tana fa gny ze egny amoron'o Arnona-koa nanao akory iandrareo gny sy ninday anazy reo nihery tamin'izay fotoa zay?\v 27 Sy nanao rasy andrareo zaho, fa iandrareo koa manao rasy anahy amy fanafiha anahy. Yaveh, gny pisara, gny hanapa-kevisy anio gny amy vahoakin'Israely vo gny vahoakin'i Amona.''\v 28 Nefa sy nirahara gny fampitandrema ze nalefan'i Jefta tagny aminazy gny Pazakany vahoakin'i Amona.