txy_jdg_text_reg/11/17.txt

1 line
569 B
Plaintext

\v 17 Fa gny nandefa mpinday hafasy ho agny amy Pazakan'i Edoma i Israely, nanao ho:'Miangavy ra ba angao zahay handalo eo amy tanindrareo,'dra sy niteno gny pazakan'i Edoma. Nandefa mpinday hafasy tagny amy pazakan'i Moaba avo koa izy reo, fa nanda izy. Noho zay dra nizano tao Kadesa i Israely.\v 18 Dra nandeha tagny an'efisy ereo dra nivily agny tanin'i Edoma vo gny tanin'i Moaba, ka nandeha nagnaraky gny morony asignanany tany Moaba dra nitoby tao amy gny hilan'i Arnona.Fa sy nandeha nagnagny amy faritanin'i Moaba izy reo, satria sisin-tanyin'i Moaba i Arnona.