txy_jdg_text_reg/11/12.txt

1 line
447 B
Plaintext

\v 12 laha teo Jefta nagniraky pinday hafasy ho agny Pazaka gny vahoakin'i Amona, manao ho:''Ino itio aly eto amisika itio?Nanao akory ianao gny avy tamin-kery hangalaky gnt taninay?''\v 13 Dra namaly agny mpinday hafasin'i Jefta gny Pazakany vahoakiny Amona ho:''Satria tamy vahoakin'Israely niboaky laha tagny Egypta, dra nalan'ereo gny taniko hatragny Arnona ka hatragny Jaboka, ka hatragny Jordana. Amizao hahiregno am-pilamina reo tany reo.''