txy_jdg_text_reg/11/04.txt

1 line
324 B
Plaintext

\v 4 Andro kidiky tatio afara, dra nialy tamin'Israely gny vahoakin'i Amona. \v 5 Fa gny nialy tamin'Israely gny vahoakin'i amona, dra avy ninday an'i Jefta laha tagny amy tanin'i Toba hihery reo loholon'i Gileada.\v 6 Hoy izy reo tamin'i Jefta ho:''Avia dra meteza ho pitariky anay ba hahafahanay miay amy vahoakin'i Amona.